Evenement mjs ÀNDRAHARO – AMBODIMITA – AMBOHIBAO TOLO-TANANA HOAN’IREO TRABOINA Na ny orana na ny andro alina dia tsy nahasakana ireo tanora mpilatsaka an-tsitrapo izay notarihan-dRamatoa Juliana Ratovoson, Minisitra Lefitra Fihidinana ifontony nataon’i Ramatoa Minisitra nanampy ireo tra-boina Iray isika, asehoy hatrany ny firaisan-kina manoloana ireo mpiray tanindrazana niharam-boina. Ry Tanora, samia isika mandray ny tandrify azy, manampy TANORA MIZARA AMPITIAVANA ♥️♥️♥️ Tsy hain’ny tanora ny hijery fotsiny izao voina mahazo ny mpiray tanindrazana izao. Tsara kokoa ny manome noho ny mandray TRA-BOINA: VONONA NY TANORA HANDRAY ANDRAIKITRA AMIN’NY FANENTANANA. ao aorian'ny fiantsoana ny tanora hilatsaka an-tsitrapo hanatanteraka fanentanana, miisa 426 ireo tanora vonona sy namaly ny antso. Nomena toromarika FIARAHA-MIASA MJS- UNFPA Nahazo fampitaovana MOTO CROSS miisa ny Ministère de la Jeunesse et des Sports avy amin'ny UNFPA Madagascar ho fanamorana ny FAHAIZA-MIAINA ENTINA MIATRIKA NY FIAINANA NANAMPY POOL DE FORMATEURS LIFE SKILLS Arahabaina ireo Mpampiofana vaovao ny "Life Skills" eto amin'ny Ministère de la Jeunesse et des Sports , misalotra ny anarana FANKALAZANA NY ANDRON’NY 8 MARTSA Tonga teny Mahamasina nanome voninahitra ny lanonana fankalazana ny 8 martsa izay niarahana tamin’ny Federasiona Malagasy ny taranja Basketball, Andriamatoa FANDRAKOFANA ALA AN’I MADAGASIKARA Ny faha 19 Janoary 2022 no nosokafana amin'ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2022 izay natao tao amin'ny Distrikan'i Mahanoro, teo Fiarahabana sy firariantsoa nataon’ireo mpiara-miasa an’i Ramatoa Minisitra lefitra Tonga niarahaba tratry ny taona sy nitondra firariantsoa an'i Ramatoa RATOVOSON Juliana, Minisitra lefitra misahana ny Tanora, ireo solontenan'ny mpiara-miasa Fivoriana voalohany niarahan’i Ramatoa Minisitra tamin’ireo Talem-paritra 23 Ny Alatsinainy 17 Janoary no fivoriana voalohany tamin'ity taona ity niarahan'i Ramatoa Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Tahina Ratovoson. « Previous 1 … 68 69 70 71 72 … 208 Next »