FAHAIZA-MIAINA ENTINA MIATRIKA NY FIAINANA NANAMPY POOL DE FORMATEURS LIFE SKILLS
par Dsimjs | Mar 11, 2022 | Jeunesse

Arahabaina ireo Mpampiofana vaovao ny « Life Skills » eto amin’ny
Ministère de la Jeunesse et des Sports , misalotra ny anarana « Fanamby » nahavita soa ny fiofanana, ny Zoma 21 Janoary 2022.

Mirary soa azy ireo hahavita ny andraikiny amin’ny fanabeazana sy fanofanana ny Tanora manerana ny Madagasikara, izay isan’ny fanamby napetraka ho amin’ny fizakan-tenan’ny tanora.

Mankasitraka ny UNICEF tamin’ny fanohanana nahatontosana izao.