
Ireo Moto ireo dia omena iasana amin’ny Maison des Jeunes any amin’ireto Faritra manaraka ireto:

Ny Fampitaovana dia anisan’ny paikady enti-manatratra tanjona ho an’i Ramatoa Minisitra Lefitra misahana ny Tanora
Juliana Tahina Ratovoson. , izay ankasitrahana azy angady nananana izao fahazoana
#Moto izao.

Misaotra ny @UNFPA manohana hatrany ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.