MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Evenement mjs

Tonga nanokatra tamin'ny fomba ofisialy ny "Champions League Atsimondrano" teny amin'ny kianjan' Antanikatsaka Itaosy Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora
Ny alakamisy faha - 07 Aprily 2022, dia tonga nitsidika an'Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, teto
Tonga nitsidika am-panajana an' Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny masoivohon'ny Repoblika Entim-bahoakan'ny Sina miasa eto
Ny talata faha-5 aprily, no tonga nitsidika tamin'ny fomba ofisialy an'Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena teto
Tonga nanokatra tamin'ny fomba ofisialy ny taom-pilalaovana 2022 ny taranja Tolona na " Lutte" notontosaina tetsy amin'ny Kianja mitafon'Ankorondrano, Andriamatoa
Tonga nanome voninahitra ny lalao famaranana ny DOPPEL TOP 20, izay nifanandrinan'ny COSFA sy USA ANKADIFOTSY, teny amin'ny Kianjan'ny Makis
Notontosaina ny 21 Martsa 2022, teto anivon'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ambohijatovo ny fanaovan-tsonian'ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Minisitra vaovao
Notanterahina ny 19 Martsa 2022 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao tao Fenoarivo Atsinanana, Faritra Analanjirofo. Tonga nitokana izany ny
Amin'ity taona 2022 ity dia hatomboka any amin'ny Faritra Ihorombe, Menabe ary Alaotra Mangoro ny fijerena sy fanaraha-maso ny fahasalaman'ireo
Tao arian'ny fitsidihan'i Ramatoa Minisitra lefitra misahana ny tanora tao @ distrikan'i Anosibe An'ala dia tsy nandalo fotsiny tao Moramanga
CHARGEMENT EN COURS