Androany dia nisy ny fivoriana izay nihaonan-dRamatoa Minisitra Lefitra misahana ny Tanora, Juliana RATOVOSON, tamin'ireo solontenan'ny fikambanan'ny Tanora manerana ny
MANATEVIN-DAHARANA IREO "POOL DE FORMATEURS" EFA NISY HATRIZAY Iray amin'ireo fandaharanasa entina manabe ny Tanora ny "Life Skills"na ny Fahaiza-miaina
Mifanojo tanteraka amin'ny vina sy ny Veliranon'ny Filohan'ny Repoblika izay sahanin'ny Ministera misahana ny Tanora ireo tarigetran'ny fikambanana T. A.
Tsy nataon'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ambanin-javatra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny vehivavy na ny 8 Mars, izay
Tanteraka ny faha 6 Martsa 2022, tao amin’ny Akademia Nasionalin’ny Fanatanjahantena (ANS) Ampefiloha, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiona Malagasy