Tontosa ny faha 01 May, tao amin'ny kianjan'Ampasambazaha Fianarantsoa ny famaranana ny fifaninanana nasionaly izay nandraisan'ny ekipa voafantina avy amin'ireo
Ho tohin'ny fihaonana nisy teo amin'ny Minisitry Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto sy ny Masoivohon'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina, Ramatoa
Mpiasa 150 eto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena no nisitraka fiofanana mahakasika ny "Secourisme", izay atao etsy amin'ny Academie