Video mjs MAISON DES JEUNES ANOSIBE ANALA SOKAFANA INDRAY AO ANATIN'NY FIFANDRIMBONAN'NY TANORA Manana Maison des Jeunes ny tanora ao an'Anosibe an'Ala saingy fsy nisitraka izany ireo BOKY LIFE SKILLS na FAHAIZA-MIAINA MIATRIKA NY FIAINANA HAVAOZINA HIFANARAKA AMIN’NY FILAN’NY TANORA ARY ADIKA AMIN’NY FITENY FRANTSAY Manatanteraka atrik’asa ho fanavaozana sy fandikana amin’ny fiteny frantsay ny boky fampiofanana ny tanora« Life skills » ny eo anivon’ny ANOSIBE AN’ALA – EPP VOHIBOLA MANDRAY ANDRAIKITRA HO FANARENANA NY EFITRANO SIMBAN’NY RIVODOZA « ANA » NY MINISTRA COAH Potika vokatry ny rivo-doza ANA ny efitrano fianarana iray eto amin'ny EPP Vohibola, ZAP Anosibe an'ala. Izay no hita maso ANOSIBE AN’ALA NISITRAKA VATSY TSINJO IREO MPONINA Tsy misy DISTRIKA hadino raha mbola niaran'ny fahavoazana nafitsoky ny rivodoza Batsirai. Nanatanteraka ny adidy nankinina taminy amin'ny fizarana ireo MINISTRA LEFITRA MISAHANA NY TANORA MIDINA IFOTONY ANY ANOSIBE AN’ALA TAORIAN’I BATSIRAI Araka ny baiko izay nomen'ny Filohan'ny Repoblika Andry Nirina RAJOELINA dia nanatanteraka fidinana ifotony tany Anosibe an' Ala niaraka tamin'ireo FAMBOLEN-KAZO ANTSAHADINTA 2022 Fikambanana maro no niara-dia tamin-dRamatoa Ministra Lefitra misahana ny Tanora androany Sabotsy 12 Febroary 2022. Zanakazo maro no novolena nandritr’izany FIARAHA-MIENTANA MITSINJO NY MPIARA-BELONA: MIALY RAJOELINA NIDINA TENY IFOTONY Nandritra ny fidinana ifotony izay nataon'ny vadin'ny Filohan'ny Repoblika, Ramatoa Mialy RAJOELINA, sady filohan'ny Association FITIA dia nanotrona azy teny FIZARANA TOHANA HOAN’IREO TRABOINA ENY AMBATOBE MASINANDRIANA Io maraina io no nizarana ny vary sy ny fitaovana vitsivitsy fampiasa ao andakozia ho an'ireo traboina eny amin'ny toby FAMARANANA NY HERIN’ANDROM-PIOFANANA HO AN’NY TANORA TAO AMIN’NY BUREAU POUR L’EMPLOI Ny BPE dia niorina tany amin'ny taona 2012, manampy ny tanora sahirana no asa sahanin'izy ireo. Mampiofana tanora manodidina ny 🇲🇬AMBODOVONIKELY AMBOHIMANARINA NIZARA VATSY VAO MARAINA NY EKIPA 6h00 : Maro amin'ireo traboina no tsy maintsy mamonjy ny asa fanaony andavanandro, mialohan'ny aminy fito ora maraina. Nampisakafoana mofo, « Previous 1 … 67 68 69 70 71 … 208 Next »