Tonga nitsidika am-panajana an' Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny masoivohon'ny Repoblika Entim-bahoakan'ny Sina miasa eto
Notontosaina ny 21 Martsa 2022, teto anivon'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ambohijatovo ny fanaovan-tsonian'ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Minisitra vaovao