MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Ho tohin’ny fihaonana nisy teo amin’ny Minisitry Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto sy ny Masoivohon’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Sina, Ramatoa GUO Xiaomei izay tena nahafa-po dia nisy ny fihaonana tamin’ireo teknisianina eo anivon’ny Ministera izay notarihin’ny Tale Jeneraly misahana ny Fanatanjahantena, Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY sy Andriamatoa LIANG Shaomin, mpanolon-tsaina voalohany eo anivon’izany masoivoho izany, ho fanatanterahana ny tetikasa rehetra nifampiresahana izay miompana hatrany amin’ny fanomanana ny lalaon’ny Nosy izay hotanterahina eto Madagasikara amin’ny taona ho avy.

CHARGEMENT EN COURS