Nandray ny Filohan'ny Federasionina Malagasy ny taranja Football, Andriamatoa Victorien ANDRIANONY, tao amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy
Tonga niarahaba sy nirary soa an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, amin'izao nanendrena azy hitantana ny Minisitera izao ny Filohan'ny Federasionina
Tonga niarahaba sy nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny Filohan'ny Federasiona Malagasy ny taranja Lomano, Andriamatoa
Hatsangana ao Iavoloha Atsimondrano ny Kianja manarapenitra hoan'ny klioban'ny CFFA-Andoharanofotsy izay fotodrafitrasa lehibe sy tsy mena-mitaha. Hatsangana ho an'ny tanora