MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Tonga niarahaba sy nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny Filohan’ny Federasiona Malagasy ny taranja Lomano, Andriamatoa Gabriel RAMANANTSOA, ny 20 martsa 2023

Voaresaka nandritra izany ny fanomanana ireo Atleta amin’ny fihatrehana ny lalaon’ny Nosy ary naneho fahavononana ny roa tonta amin’ny fampandrosoana ity taranja ity.

CHARGEMENT EN COURS