MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Nandray ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Football, Andriamatoa Victorien ANDRIANONY, tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 20 martsa 2023.

Voaresaka nandritra izany ny fanomanana ny lalao hatrehan’ny ekipam-pirenena BAREA  hifanandrina amin’ny ekipan’i Centrafrique izay tafiditra amin’ny fifanitsananana CAN 2023 izay hatao ny 23 martsa 2023 izao ny lalao mandroso ary 27 martsa 2023 ny lalao miverina hatao any Douala

CHARGEMENT EN COURS