Fampiratiana trano heva no nanombohana ny tapany voalohany tamin'ny lanonana fizarana mari-piofanana LIFESKILLS Fanoitra, ny 31 martsa 2023 tao amin'ny
Tonga nihaona tamin'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA amin'ny maha Minisitra mpiahy ny Tanora azy tao amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan'ny
Nihaona tamin'ireo solotenan'ny tanora sy filoham-pikambanana samihafa tao Toamasina ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora, Ramatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, ny 24
Nandray ny Filohan'ny Federasionina Malagasy Jeu d'échecs, Andriamatoa Ramalanjaona ANDRIANANTENAINA, tao amin'ny biraony Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy ny
Nanatanteraka fitsidihina tamin'ny fomba fanajana an' Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena ireo solontenan'ny Association MMA