MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Lutte, Andriamatoa RAVELOSON Mamitiana, ny 24 martsa 2023.

Voaresaka nandritra izany ny fanomanana ireo Atleta Malagasy amin’ny ny fihatrehana ny lalaon’ny Nosy izay atao eto Madagasikara.

CHARGEMENT EN COURS