MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Nihaona tamin’ireo solotenan’ny tanora sy filoham-pikambanana samihafa tao Toamasina ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora, Ramatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, ny 24 martsa 2023.

Fihaonana ho fanomanana ny fiofanana « LIFESKILLS » izay tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny programa FANOITRA, hatao ny 13, 14 ary 15 aprily 2023 izao, ao Toamasina.

CHARGEMENT EN COURS