Nankalazaina ny 6 aprily 2023 ny fanamarihana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ny fanatanjahantena ho an'ny fampandrosoana sy ny fandriampahalemana.
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA tao amin'ny biraony teto Ambohijatovo
Ho fanohanana ny Tanora eny anivon'ny anjery manontolo dia nisy ny fihaonana izay niarahana tamin'ny Filohan'ny Oniversite Antananarivo, Andriamatoa Profesora