MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA tao amin’ny biraony teto Ambohijatovo ny Ambasadaoron’i Iran monina sy miasa eto Madagasikara, Andriamatoa HASSAN Ali Bakhshi, androany 6 aprily 2023.

Nandritra izany no niarahabany an’Andriamatoa Minisitra tamin’ny fanendrena azy hitantana ny Minisitera izao ary nanamafy sy naneho fahavononana hatrany ny roa tota amin’ny fitohizan’ny fiaraha-miasa izay efa nisy teo amin’ny fitondram-panjakana Iranianina sy ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.

CHARGEMENT EN COURS