MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Tonga nitsidika an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Baolina kitra, Andriamatoa Victorien ANDRIANONY, ny faha 4 aprily 2023.

Voaresaka nandritra izany ny fanomanana ny hoavin’ny baolina kitra eto Madagasikara.

Eo ihany koa ny mahakasika ny ekipam-pirenena BAREA mba hitondra fahombiazana indray ary hampiakatra avo ny voninahim-pirenena.

CHARGEMENT EN COURS