MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Nampahafantarina ny 7 aprily 2023, nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny mombamomban’ny fanomanana ny « FIBA WORLD CUP U19 2023 sy ny fanomanantenan’ny ANKOAY U19 izay hatao any La Frantsa ny 10 ka hatramin’ny 29 aprily 2023 ho avy izao.

Ny Fitondram-panjakana Malagasy dia manohana amin’ny fandraisana an-tanana ny fandaniana amin’ny fandraisana anjaran’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany U19, izay atao any Debrecen, Hongrie.

CHARGEMENT EN COURS