Video mjs MINISTRY NY JONO SY HARENA MANGA ARY NY MINISTRA LEFITRA MISAHANA NY TANORA MINISTRY NY JONO SY HARENA MANGA ARY NY MINISTRA LEFITRA MISAHANA NY TANORA MAMETRAKA PAIK’ADY IOMBONANA HANOMEZANA ASA NY TANORA GLOBAL ENTREPRENEURSHIP WEEK 2021 FANOKAFANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY GEW NAHASARIKA TANORA MAROBE NY HETSIKA SY NY FIZARAN’IREO MINISTRA Nahasarika tanora marobe mpandraharaha na BRICKAVILLE: FITSIDIHANA NY KIANJA MANARAPENITRA. Nidina ifotony nijery ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao Brickaville indray ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena AMBATONDRAZAKA : FITSIDIHANA NY KIANJA MANARAPENITRA. Nanohy ny fidinana ifotony teto Ambatondrazaka ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Hawel MAMOD'ALI, anio 05 Novambra 2021. KONGRESY NASIONALIN’NY PARAMED TAO MORONDAVA Tonga nanatrika ny kongresy nasionalin'ny Paramed tany Morondava niaraka tamin'ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA Mandroso ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra ao Morondava. Nidina ifotony nijery sy nanara-maso ny asa fanamboarana ny kianja anio ASIEF 2021 : FANOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY FIFANINANANA ARA-PANATANJAHANTENA HO AN’NY MPIASAM-PANJAKANA Nanomboka omaly 30 Octobra 2021, tamin'ny fomba ofisialy ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho an'ny mpiasam-panjakana na ny ASIEF 2021, izay atao FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY NATAON’NY MASOIVOHON’I CHINE MIASA SY MONINA ETO MADAGASIKARA. Tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba ofisialy an' Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel, Minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena Ramatoa GUO Xiaomei, Masoivohon'i Chine Fifaninanana Robotika Nahafaly ahy ny nandray ireo tanora 7 hisolo tena an'i Madagasikara any Estonie amin'ny Fifaninanana iraisam-pirenena momba ny Robotika. Isaorana Office des Nations Unies contre la drogue et criminalité (UNODC) : Lutter contre la corruption et la criminalité dans le... Un Atelier virtuel a été organisé par l'Office des Nations Unies contre la drogue et le crime (ONUDC) avec le « Previous 1 … 77 78 79 80 81 … 208 Next »