MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Tonga nanatrika ny kongresy nasionalin’ny Paramed tany Morondava niaraka tamin’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI, indrindra amin’ny maha Minisitra COACH MENABE ny tenany.

Tonga tany Belo/Tsiribihina ihany koa izy nijery ny Tanora sy ireo fotodrafitrasa mila fanamboarana. Hataony laharam-pahamehana noho izany ny fanorenana Maison des Jeunes (CAPJ).

Nohamafisiny fa atao ny ezaka rehetra mba samy hisitraka avokoa ny Faritra eran’ny nosy.

CHARGEMENT EN COURS