Ny faha 27 Novembra 2021, no nihaonan'Atoa Minisitra MAMOD’Ali Hawel tamin'Atoa Babak Amir-Tahmasseb, Tale misahana ny fifandraisana iraisam-pirenena eo anivon'ny
Anio Zoma 19 Novembra 2021 no fotoana nihaonan'Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena MAMOD'ALI Hawel mivantana tamin-dRamatoa Angela MELO ,
Noraisin’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena,MAMOD’ALI Hawel ireo mpiasa eto anivon’nyMinisteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay nandray anjara tamin’ny fifaninanana