MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Video mjs

Nanatanteraka fitsidihana tamin'ny fomba ofisialy an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny irakin'ny Filohan'ny Federasiona Frantsay ny taranja Handball, Andriamatoa Christophe
Tontosa ny faha 21 martsa 2023 ny fanolorana ny mari-boninahi-pirenena « Chevalier de l’Ordre National » (à titre posthume) an’i
Nandray ny Filohan'ny Federasionina Malagasy ny taranja Football, Andriamatoa Victorien ANDRIANONY, tao amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy
Tonga niarahaba sy nirary soa an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, amin'izao nanendrena azy hitantana ny Minisitera izao ny Filohan'ny Federasionina
Tonga niarahaba sy nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny Filohan'ny Federasiona Malagasy ny taranja Lomano, Andriamatoa
Notanterahina ny 18 martsa 2023, teny amin'ny kianja filalaovana tsipy kanetibe PAC Ampitatafika ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny taom-pilalaovana
Nanatanteraka fivoriana momba ny fanomanana ny fampiantranoana ny Lalao mandroso ny Barea CAN 2023 niaraka tamin'ny Federasiona Malagasy ny taranja
Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan'ny Federasionina Malagasy ny taranja
Hatsangana ao Iavoloha Atsimondrano ny Kianja manarapenitra hoan'ny klioban'ny CFFA-Andoharanofotsy izay fotodrafitrasa lehibe sy tsy mena-mitaha. Hatsangana ho an'ny tanora
Notanterahina ny 15 martsa 2023 tao amin'ny kianja Barea Mahamasina ny dinika ara-teknika izay niarahana tamin'ny solontena avy amin'ny Minisiteran'ny
CHARGEMENT EN COURS