Vaovao samihafa FANOKAFANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY » CARREFOUR DE RUGBY » NA NY IVOTOERANA NATOKANA HO AN’NY MAKIS LADIES 7S Notanterahana ny 23 jona 2022 tetsy amin'ny Arkadia Analakely ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny ivontoerana natokana ho an'ny Makis YOUTH SUMMIT 2022 Notanterahana ny faha 21, 22 ary 23 Jona 2022, tao Antsirabe ny zaikabe rezionaly ho an'ny tanora. Tanora miisa 150 FARITRA ANDROY: FITOKANANA NY KIANJA MANARAPENITRA AO ANDABOLY. Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataon'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ka tsy very anjara amin'izany ny tontolon'ny Tanora sy Fanatanjahantena. Notanterahana ny FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA AMIN’NY FANENTANANA MOMBA NY VARIRA. "Arova tsika gny olo varira fa olombelo manahaky antsika avao koa". Io no lohateny nentina nankalazana izany. Tany amin'ny renivohi-paritra TARANJA FOOTBALL: BAREA U23 Notontosaina ny 11 Jona 2022 tetsy amin'ny kianjan'ny Barea Mahamasina ny lalao miverina izay nifanandrinan' ny Barea U23 sy ny TARANJA BOXE: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA Tontosa ny faha- 10 Jona 2022 tetsy amin'ny kianja mitafon'i Mahamasina ny andro voalohany amin'ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara eo TARANJA ESCRIME: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA Tontosa ny faha-10 Jona 2022 ny fiadiana ny ho tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Escrime, izay notanterahina teny amin'ny kianja TARANJA FOOTBALL: BAREA U23 Notontosaina ny Alakamisy faha-09 Jona 2022, tetsy amin'ny kianjan'ny Elgeco Plus Stadium ny lalao ara-piralahina izay nifanandrinan'ny Barea U23 sy HANDISPORT Nisy ny fihaonana teo amin'ny Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY, Tale Jeneralin'ny Fanatanjahantena sy ny Fédération Handisport ary Melvin sy ny Expert FOOTBALL: ANDRO FAHAROA EO AMIN’NY FIFANINTSANANA CAN 2023 MADAGASIKARA 01 – ANGOLA 01 Nisaraka ady sahala ny lalao teo amin'ny Barea an'i Madagasikara sy ny ekipan'i Angola nandritra ny andro faharoa teo amin'ny « Previous 1 … 63 64 65 66 67 … 208 Next »