MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Nisaraka ady sahala ny lalao teo amin’ny Barea an’i Madagasikara sy ny ekipan’i Angola nandritra ny andro faharoa teo amin’ny fifanintsanana ny CAN 2023.

Tonga nanotrona ny ekipam-pirenena Malagasy ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA sy Ramatoa vadiny, notronin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto, ny Filohan’ny Antenimeram-pirenena, ny Filohan’ny Antenimieran-doholona, ary ireo olo-manankaja maro isan-karazany.

Manohana mandrakariva ny mpanao fanatanjahantena Malagasy ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.

CHARGEMENT EN COURS