MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Tontosa ny faha-10 Jona 2022 ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Escrime, izay notanterahina teny amin’ny kianja mitafon’ny Ankorondrano.

Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy nisolotena an’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto ny eo anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy Fanatanjahan-tena izay notarihin’ny Tale Jeneralin’ny Fanatanjahantena, Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY niaraka tamin’ireo Tale isantsokajiny.

CHARGEMENT EN COURS