Notanterahana ny 25 aprily 2023 tetsy amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fotoam-pizarana ny taratasim-panamarinana ho an'ireo mpanazatra eo amin'ny taranja
Tonga niarahaba sy nirary soa an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, amin'izao nanendrena azy hitantana ny Minisitera izao ny Filohan'ny Federasionina
Ho fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanantanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana, ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena