MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Ho fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanantanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana, ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Fikambanambe Iraisam-pirenena momba ny Fahasalamana dia manasa antsika rehetra handray anjara amin’ny

« Hetsika ho an’ny fandriampahalemana sy fahasalamana amin’ny alalan’ny Fanatanjahantena »

Hatao ny alahady 23 aprily 2023 izao, amin’ny 8 ora sy sasany maraina manoloana ny Lapan’ny Tanana Analakely.

« Marquer des points pour le peuple et la planète »

CHARGEMENT EN COURS