Nandray ny delegasiona avy amin'ny iraka manokana ny vondrona Afrikanina misahana ny tanora izay notarahin-dRamatoa CHIDO MPEMBA Cleopatra ny Minisitry
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana an' Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, tao amin'ny biraony teto Ambohijatovo
Tao aorian'ny faritra Analamanga dia anjaran'ny tanora tao Toamasina, Faritra Antsinanana indray no nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA, izay tetikasan'ny Minisiteran'ny
Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny 02 may 2023 ny fotoam-pivoriana ara-potoana voalohany eo anivon'ny Antenimierampirenena Tsimbazaza sy teo amin'ny Antenimierandoholona
Notanterahina ny 25 hatramin'ny 27 aprily 2023 tao amin'ny ILO hôtel Ambohidratrimo ny atrik'asa mahakasika ny fanentanana sy fanoloran-tenan'ireo Governora