MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Vaovao samihafa

Ireo fandaharam-potoana mahakasika ny fankalazana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Tanora na "Journée Internationale de la Jeunesse (JIJ)
Hotontosaina ny 09,10,11 Aogositra 2023 ho avy izao ao Morondava ny fiofanana Lifeskills fanoitra mahakasika ny lohahevitra " Fahaizana miatrika
Notanterahana ny 08 aogositra 2023 ny fivoriana izay niarahana tamin'ireo mpiara-miombon'antoka sy ny Fitaleavana misahana ny Tanora eto anivon'ny Minisitera,
Hankalazaina ny 9 hatramin’ny 12 Aogositra ho avy izao ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Tanora na ny "Journée Internationale de
Tafaverina an-tanindrazana ny 08 Aogositra 2023 ireo delegasiona Malagasy izay nitondra avo ny voninahim-pirenena nandritra ny lalaon'ny frankofonia izay natao
Noraisin'Andriamatoa Minisitra, André Haja RESAMPA, ny 03 Aogositra 2023 ireo ekipa Malagasy eo amin'ny taranja Motocyclisme izay hiatrika ny fiadiana
Tsy namela irery ireo mpiangaly ny taranja "Boxe" hiatrika ny lalaon'ny Nosy izay hotanterahina eto Madagasikara ny faha 25 Aogositra
Ho maro ny fivezivezena eto an-toerana indrindra eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato mialoha, mandritra ary aorian'ny lalaon'ny Nosy. Nisy ny fidinana
Ho fanomanana ny Lalaon'ny Nosy andiany faha 11 dia tonga teny amin'ny Hôtel Mada Espace By Pass ny Minisitry ny
Tonga nitsidika ara-pomba fanajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny 26 jolay 2023 teo, ny solontena avy amin'ny EISA izay
CHARGEMENT EN COURS