MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Hankalazaina ny 9 hatramin’ny 12 Aogositra ho avy izao ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Tanora na ny « Journée Internationale de la Jeunesse (JIJ) »,izay ho tanterahina any Morondava.

« Tanora mampanjary tontolo maitso, antoky ny fampandrosoana maharitra sy lovan-jafy « : io no lohahevitra ho voizina mandritra ny fankalazana amin’ity taona 2023 ity.

Hanamarika izany fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora izany ihany koa eto Madagasikara.

CHARGEMENT EN COURS