Anisany antoky ny fampandrosoana ny fanatanjahantena manerana ny faritra ny fananana fotodrafitrasa. Nanatanteraka fidinana ifotony tany amin'ny faritra Vakinankaratra avy
Fotoana fohy taorinan'ny nandraisan'Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena, MARSON MOUSTAPHA Abdulah ny toerany dia tonga nitsidika azy avy hatrany
Tonga nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, MARSON MOUSTAPHA Abdulah, tetsy amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo, ny 28
Tanteraka ny Alatsinainy 26 Aogositra 2024 ny fananganan-tsaina voalohany teto anivon'ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao aorian'ny nitsanganan'ny Governemanta
Notanterahina ny 09 septambra 2023 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao ao Ambatondrazaka, Faritra Alaotra Mangoro. Kianja mahazaka mpijery miisa