Notontosaina ny 16 jolay 2022 teny amin'ny "centre de loisirs MARLIX" Anosiala Ambohidratrimo ny fifaninanana ara-pirahalahina eo amin'ny taranja tsipy
Tonga nitsidika tamin'ny fomba ofisialy an'Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, ireo delegasionan’ny FIFA mamita iraka eto Madagasikara sy ny Federasiona Malagasy