Noraisin'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha ny 24 Aogositra 2022 ny ekipam-pirenena ANKOAY izay niatrika ny fiadiana ny
Natao ny 20 Aogositra 2022 tao amin'ny kianja Maitre Kira Toliara, ny lanonam-panokafana amin'ny fomba ofisialy ny fifaninanana nasionaly ara-panatanjahantena
Nandritra ny fandalovan'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao Mahajanga, dia nandray ireo mpilalao baolina kitra izay mandrafitra ny ekipam-pirenena Beach Soccer