MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Toutes les actualités

Notontosaina ny11 oktobra 2022 tao amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny FIBA AFRICA REGIONAL YOUTH CAMP,
Nanomboka ny 10 oktobra 2022 tao amin'ny Académie Nationale des Sports (ANS) Ampefiloha ny fiofanana mahakasika ny haitantana izay nokarakarain'ny
Resy tamin'isa 3 noho 1 nanoloana ny ekipan'i Marumo Gallants avy ao Afrika atsimo ny ekipan'i Elgeco Plus nandritra ny
Nosokafana ny 07 Oktobra 2022 tetsy amin'ny boulodrome Ampitatafika ny fiadiana ny ho tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja tsipy kanetibe.
Nitohy ny faha 30 septambra 2022 tetsy Ankorondrano ny fampiofanana izay natokana ho an'ireo Tanora avy ao amin'ny FIMPITENOTA, Fikambanan'ny
Notanterahina ny 30 septambra 2022 tao amin'ny Academie Nationale des Sports Ampefiloha ny famoahana ara-pomba ofisialy ireo mpanabe ara-panatanjahantena teo
Ny 21 septambra lasa teo no natokan’ny firenenana mikambana ho fankalazana ny andro iraisam-pirenenana ho an’ny fandriampahalemana. « FAMPITSAHARANA NY
Ho fanamarihana ny faha 1.000 ny fandefasana fandaharana izay natokana ho an'ireo tanora dia nikarakara hetsika fankalazana izany ny ONG
Ny 21 septambra 2022 no andro natokana hanamafisana ireo foto-kevitra manodidina ny fandriam-pahalemana sy ny tsy fanaovana herisetra izay notanterahana
Tontosa ny 18 septambra 2021 tao amin'ny lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho tompondakan'i Madagasikara eo
CHARGEMENT EN COURS