Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, ny Masoivohon'ny Repoblikan'i Torkia, miasa sy monina eto Madagasikara, SEM Nuri
Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny Fikaonandoham-pirenena mahakasika ny asa sy ny fampiroboroboana ny tanora, teny amin’ny CCI Andriamatoa Praiminisitra