Notanterahina ny faha-23 ny volana Aprily 2021 ny fivoriambe iraisam-pirenena virtoaly momba ny fanatanjahantena ho an'ny fampandrosoana izay nifantoka tamin'ny
Amin'ny maha filohan'ny komity iraisam-pirenena eo anivon'ny UNESCO momba ny fanabeazana ara-batana sy fanatanjahantena (CIGEPS) azy, Ramatoa RAKOTOZAFY Rosa, Tale
Nifarana androany 21 aprily 2021 ny atrikasa namolavolana ny tondrozotra mahakasika ny U-Report Madagasikara sy ny fanomanana mialoha ny fampahafantarana
Nanomboka anio ary hifarana ny 21 aprily 2021 izao ao amin'ny Carlton Anosy ny atrikasa mikasika ny U-Report eto Madagasikara
Le programme de bourses d'études Global Citizen habilite des jeunes exceptionnels en facilitant leur participation à des conférences internationales ainsi
Contrairement à ce qui est véhiculé sur un compte sur Facebook, il n'a jamais été question pour le Ministre de
Notanterahina androany 14 Aprily 2021 ny atrikasa ampitain-davitra ho fizarana sy fampahalalana momba ny "Application mobile TAFA"(TAnora Filamatra Aho) ,
Nosafidiana hifanindran-dalana tamin'ny taom-baovao Malagasy ny nanatanterahan'ireo tale isan-tsokajiny eo anivon'ny Ministeran' ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny fiarahabana an'Andriamatoa