Nanatanteraka valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety androany 27 May 2021 ny Filohan'ny Federasiona Malagasy ny Fibatana Fonjamby Andriamatoa Harinelina RANDRIAMARIVO
Niainga anio maraina nihazo an'i Nairobi, renivohitr'i Kenya ny mpibata fonjamby Malagasy (Haltérophilie) hiatrika ny fiadiana izay ho tompondakan'ny Afrika
Ao anatin'ny fitsidiham-paritra izay ataon'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ankehitriny dia tonga nitsidika ny fizotrin'ny fananganana ireo fotodrafitrasa ara-panatanjahantena tao Ihosy,
Nanomboka ny alatsinainy teo ary hifarana ny 28 mey 2021 any Malawi ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika eo amin’ny
"Ny fahalanian'Atoa Siteny RANDRIANASOLONIAIKO ho filohan'ny federasiona afrikanina ny Judo dia tena zava-dehibe ho an'ny taranja Judo manokana ary voninahitra
Notontosaina io maraina io ny fisarihana amin'ny fifaninanana World Rugby Sevens Repechage izay hiadian-toerana ahafahana miatrika ny lalao Olaimpika eo