Nandritry ny fandalovan’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanantanjahantena, Atoa MAMOD'ALI Hawel, tao Morondava, dia nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana
Tontosa soa aman-tsara ny fambolen-kazo tao Mahanoro. Tonga navitrika ny ekipan'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay notarihin'Atoa SOLOFONIAINA Michkael