MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Tontosa ny faha-25 janoary 2022 ny fihaonan’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel Mamod’Ali sy ny ekipan’ny MJS tamin’ireo mpanao gazety mpisehatra matihanina amin’ny fanatanjahantena na Union des Journalistes Sportifs de Madagascar (UJSM).

Fotoana izay nahafahana nifampiarahabana tratry ny taona, sy namaliana ireo fanontaniana maro, ary nanazavana ireo tetikasa sy vina ho an’ ity taona vaovao ity

CHARGEMENT EN COURS