Video mjs FOOTBALL: FIFANITSANANA CAN 2023 MADAGASCAR 0-0 GHANA Nisaraka ady sahala nanoloana ny ekipan'i Ghana ny Barean'i Madagasikara nandritra ny lalao miverina eo amin'ny fifanitsananana CAN 2023. Tonga JIOI 2023: FAHATONGAVAN’IREO ATLETA MALAGASY NISITRAKA FIOFANANA TANY CHINE Nigadona ny 18 jona 2023 ihany koa ireo andiany faharoa tamin'ireo atleta nisitraka fiofanana tany Chine izay fampanantenana nataon'ny fitondram-panjakana TSIPY KANETIBE: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA Notanterahana ny 16 jona 2023, teny amin'ny kianja filalaovana tsipy kanetibe Ivato ny fanokafana ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara eo JIOI 2023: FAHATONGAVAN’IREO ATLETA MALAGASY NISITRAKA FIOFANANA TANY CHINE Tonga soa amantsara eto an-tanindrazana ny 15 jona 2023 ireo andiany voalohany tamin'ireo atleta Malagasy nisitraka fiofanana tany Chine mahakasika BUREAU MONDIAL DU SCOUTISME: FITSIDIHANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY Tonga nitsidika tamin'ny fomba ofisialy an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny 15 jona 2023 ireo tompon'andraikitra avy amin'ny bureau mondial TARANJA TAEKWONDO: FITSIDIHINA ARA-POMBA OFISIALY Tonga nitsidika an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny delegasiona avy amin'ny Masoivohon'i Korea miasa sy monina eto Madagasikara sy ny TARANJA TAEKWONDO: FIADIANA NY « COUPE DE L’AMBASSADEUR DE LA RÉPUBLIQUE DE CORÉE » Notanterahana ny 10 sy 11 jona 2023 tetsy amin'ny kianja mitafon'ny Akorondrano ny fiadiana ny "Coupe de l'Ambassadeur de la FESTIVAL DES RUGBYS 2023 Tontosa ny 11 jona 2023, tetsy amin'ny kianja Makis Andohatapenaka ny Festival des Rugbys 2023 izay hetsika eo ambany fiahian'ny HAZAKAZAKY NY FIRAISANKINA Notanterahana ny 11 jona 2023 ny hazakazaky ny firaisankina izay tafiditra ao anatin'ny fanamarihana ny fankalazana ny fetim-pirenena. Tonga nanome FANKALAZANA NY ANDRO OLAIMPIKA Notanterahana ny 09 jona 2023 teny amin'ny sekoly " Madagascar Swiss School", Amboanjobe ny fankalazana ny andro Olaimpika ny taona « Previous 1 … 43 44 45 46 47 … 208 Next »