MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Notanterahana ny 09 jona 2023 teny amin’ny sekoly  » Madagascar Swiss School », Amboanjobe ny fankalazana ny andro Olaimpika ny taona 2023 ho an’i Madagasikara.

Ny Komity Olaimpika Malagasy no nikarakara izany izay nahitana fampisehona sy fifaninanana ara-pantanjahantena maro ho an’ireo mpianatra toy ny Haltérophilie, Escrime, Pentathlon, Gymnastique, battle de Danse, Tir à l’Arc, Parcours ary ny Tennis de Table.

Fampahafantarana ny « Valeur Olympique » sy ny fampahalalana ary ny fisaritana ireo ankizy mba ho lasa taniketsan’ny fanatanjahantena Olaimpika no tanjona tamin’izany.

Tonga nanatrika ity fankalazana ity ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny eto Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.

CHARGEMENT EN COURS