Ireo fandaharam-potoana mahakasika ny fankalazana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Tanora na "Journée Internationale de la Jeunesse (JIJ)
Notanterahana ny 08 aogositra 2023 ny fivoriana izay niarahana tamin'ireo mpiara-miombon'antoka sy ny Fitaleavana misahana ny Tanora eto anivon'ny Minisitera,
Ho maro ny fivezivezena eto an-toerana indrindra eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato mialoha, mandritra ary aorian'ny lalaon'ny Nosy. Nisy ny fidinana