NY FIKAMBANANA TANORA NO MIARA-MISALAHY MIVANTANA HANATANTERAHANA NY VELIRANO FAHA-8 "FAMPIZAKAN-TENA NY TANORA" https://www.facebook.com/114063460452958/posts/421274863065148/
Kaominina 4 tato anatin'ny Distrikan' Ambatondrazaka no notsidihin-dRamatoa Vice- Ministre misahana ny tanora omaly. Ny tao amin'ny Kaominina Ambandrika, Kaominina
Manan-talenta sy fahaizana amin'ny lafiny maro ny Tanora Malagasy ary mamiratra hatrany amin'ny sehatra iraisam-pirenena. Ho amin'ny fahafahana misehatra eo
Nitsidika ara-pomba fanajana ny Filohan'ny Antenimierampirenena Christine RAZANAMAHASOA ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Ratovoson omaly ka nidinika ny