MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Nitsidika ara-pomba fanajana ny Filohan’ny Antenimierampirenena Christine RAZANAMAHASOA ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Ratovoson omaly ka nidinika ny mahakasika ny Parlement National des Jeunes.

Hisy araka izany fifanaraham-piaraha miasa na convention tripartite iarahan’ny Antenimierampirenena, ny Antenimierandoholona, sy ny Ministera misahana ny tanora.

Anisan’ny dinika ihany koa ny komisiona izay handinika ny hamerenana amin’ny ampahany na manontolo ny fifidianana izay hampahafantarina miandalana amintsika ihany

 

CHARGEMENT EN COURS