Notanterahana tetsy Ambohijatovo ny 6 Novambra 2025 ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa teo amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny fikambanana
Notanterahana ny fihaonana voalohany niarahana tamin’ny mpiara-miombon’antoka ho fanohanana ireo fandaharanasa mikasika ny tanora sy ny fanatanjahantena eto Madagasikara. Nanolotra
Hisokatra malalaka ho an'ny mpanao gazety rehetra ny loharanom-baovao eo anivon'ny Minisiteran'ny tanora sy ny fanatanjahantena mba hisian'ny mangaraharaha .
Noraisin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré, tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny 3 novambra 2025,