Notanterahina tao amin’ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ny 21 Novambra 2025 ny fivoriana voalohany ho fanavaozana ny Politika Nasionaly momba ny
Mandray anjara amin’ny fihaonambe iraisam-pirenena mahakasika ny fiovaovan’ny toetrandro ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, RASAMBANY Alain Désiré izay
Haverina amin'ny Minisiteran'ny Tanora sy fanatanjahantena tanteraka ny fitantanana ny kianja Barea. Hitohy araka izany ny asa mifandraika amin'ny fepetra