MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

FITSENANA IREO LOHOLONA TAO TOLIARA

Tonga tao Toliara omaly Alahady faha 21 Febroary 2021 ireo Loholon’i Madagasikara izay lany tao anatin’ny Faritany Toliara, dia Andriamatoa Ongombelo Marcel, Andriamatoa Rakotomamonjy Neypatraiky sy Andriamatoa Richard Tsiebo Mahaleo ary ny Filoha Lefitra...

FANDAHARAN’ASA PÔLE EMPLOI JEUNE- PLATEFORME HAFA

Noraisin-dRamatoa Juliana RATOVOSON, tale jeneraly misahana ny tanora tao amin’ny biraony tetsy Ambohijatovo ny talata 16 febroary teo ny plateforme « HAFA ». HAFA dia plateforme ivondronan’ny tanora maro avy amin’ny faritra 22 sy ireo diaspora malagasy monina any...

FARITRA BOENY: FANABEAZANA MAHA OLOM-BANONA IREO TANORA.

Tontosa ny faha 12 Febroary 2021 lasa teo ny fanabeazana maha olom-banona ireo tanora anaty fikambanana. Tanora miisa 120 no niatrika ny fiofanana, solontena avy amin’ny fikambanana Tanora miisa 41 izy ireo. Lohahevitra noraisina ny hoe: « Ny Zo sy Andraikitrao...
CHARGEMENT EN COURS