MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

DRJS DIANA: FANARAHA-MASO IREO MPIASAM-PANJAKANA

Mitohy hatrany ny fanaraha-maso sy fitsidihana ireo mpiasan’ny Ministeran’ny Tanora sy Fanatanjahantena any amin’ny faritra. Taorian’ny fitsidihana ireo faritra tany amin’ny tapany atsimon’i Madagasikara dia nisy indray ny...

« AFP SMART » niarahana tamin’ny HP+/USAID

Ao anatin’ny fampiroboroboana ny fandrindram-piterahana eto Madagasikara dia nisy atrikasa fanofanana tompon’andraikitra sy teknisianina hisahana manokana momba ny fandrindram-piterahana araka ny fomba fiasa « AFP SMART » notanterahina tetsy amin’ny hotely lehibe...

CONFEJES : FANOKAFANA SY FAMARANANA NY FIVORIANA FAHA 38

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny zoma 26 febroary 2021 teo ny fivoriana faha-38 iraisan’ireo minisitra mpikambana ao anatin’ny CONFEJES. Io fihaonana io dia napetraka teo ambany fiahian’Andriamatoa Roch Marc KABORE, filoham-pirenena Burkina Faso. Tonga nanome...
CHARGEMENT EN COURS