MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

All news

Tanora miisa 310 ao amin'ny renivohi-paritr'i Diana no misitraka fampiofanana "Informatique" izay karakarain'ny Conseil Communal de la Jeunesse Antsiranana. Tonga
Atrikasa mahakasika ny Fankatoavana ny tari-dalana sy fitaovana fanofanana Tanora momba ny hay-taky sy ny hay-tarika ary Fitantanana sy Fampiroboroboana
Natomboka androany faha 18 Novambra 2021 ka haharitra 2 andro ny atrikasa momba ny fampiroboroboana ny fandraisana anjaran'ny tanora eo
Natomboka androany faha 18 Novambra 2021 ka haharitra 2 andro ny atrikasa momba ny fampiroboroboana ny fandraisana anjaran'ny tanora eo
Tao aorian’ny fandalovan’i Andriamatoa Praiminisitra NTSAY Christian teto Vatomandry no nanombohana ny fametrahana izao fotodrafitrasa ho an’ny tanora izao na
Nandritra ny fidinana ifotony nataon'i Ramatoa Juliana RATOVOSON, Minisitra Lefitra misahana ny Tanora, tany Fenerive-Est dia nisy ny fihaonana tamin'ireo
Hatramin'ny niantombohan'ny fankalazana ny herinandro maneran-tany ho an'ny fandaharahana dia Tanora mpandraharaha 12 no nahazo tosika avy amin'ny Ministeran'ny Tanora
Fototry ny hari-karena faobe eto Madagasikara ny fambolena sy fiompiana noho izy foto-piveloman'ny 80% ny mponina. Miha-mihena anefa ny tahan'ny
Tontosa ny zoma 05 novambra 2021 tao amin'ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny atrikasa natao hamantarana sy hamahana ireo karazan' olana
Noraisin’i Ramatoa Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Tahina Ratovoson.ny Solontena maharitry ny PNUD Madagascar Natasha Van Rijn ny alatsinainy
CHARGEMENT EN COURS